VJ | NEWS


 

 VAOVAO | NEWS » alihan’i Jehovah + STL + STN [Noël 2009 | Genève]

 0 Comments- Add comment | Back to NEWS Written on 22-Dec-2009 by tlika

Valihan’i Jehovah + STL + STN [Noël 2009 | Genève]

By: tomavana

déc 20 2009

Na dia nangatsiaka aza ny andro sy vitsivitsy nohon’ny mahazatra ireo mpijery dia nahafinaritra ny Antsam-panahy Krismasy Malagasy izay nokarakarain’ny FKMSM [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina] omaly hariva.
Eo amin’ny sary, feo miray itambaran’ny mpihira mihoatry ny 30 avy amin’ny antokom-pihira 3 Valihan’i Jehovah sy STL [Sampana Tanora Lausanne] ary STN [Sampana Tanora Neuchâtel].

[FR] Même si le temps était polaire et les spectateurs moins nombreux que d’habitude, le Concert de Noël organisé par l’église œcuménique malgache FKMSM [ou ECMSE Eglise Chrétienne Malgache en Suisse et Environs | Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina] était des plus réussis.
Sur la photo un chœur composé de plus de 30 choristes des trois chorales Valihan’i Jehovah, STL [Sampana Tanora Lausanne] et STN [Sampana Tanora Neuchâtel].

[ENG] Even if the weather was polar and the spectator fewer than usual, the Christmas concert organized by the Malagasy ecumenical church FKMSM [Malagasy Christian Church in Switzerland and surroundings | Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina] was really successful.
On the photo a chorus of 30 singers composed of three choirs Valihan’i Jehovah, STL [Sampana Tanora Lausanne] and STN [Sampana Tanora Neuchâtel].

© tomavana | Feo miray antokom-pihira 3 | 19.12.2009, 21:16 |

Send to a friend

Comments

  • There are currently no comments for this post

Leave a Comment









 

Advertisements

Loading …
  • Server: web2.webjam.com
  • Total queries:
  • Serialization time: 328ms
  • Execution time: 359ms
  • XSLT time: $$$XSLT$$$ms