0 Comments
- Add comment
Written 3 days ago by tlika| |
Birao VJ 2009-2010: Filoha: LIVA Statut: Manasa antsika hamaky ny fanampiana nentina ao anaty "fitsipika anatiny": VJ-archiveFiarahabana: Mbola mamerina ny fisaorana ny mpiandraikitra, ny birao ary ny komity teo aloha. Miarahaba anareo birao vaovao hahavita be amin'ny asan'i Tompontsika.
|
Akom-baliha dia gazety niseho isan-telo volana noforonina tamin'ny faha-5 taonan'ny Valihan'i Jehovah tamin'ny taona 1999.
Natao izarana vaovao tao anatin'ny fikambanana, ary koa mba nitazomana ny fifaneraserana amin'ireo namana izay nifindra monina ivellan'ny Soisy.
Mbola mitohy izany ankehitriny ato anatin'ity tranokala ity.
Manasa anao hankafy hamaky ny vaovaon'ny fikambanana ary koa hanohana ireo hetsika sy tetikasa izay atrehina.
.