VJ | BLOG


 

 VJ | BLOG » VJ Tononkalo | Akon'ny Galeoka

 0 Comments- Add comment | Back to BLOG Written on 07-Dec-2011 by tlika

Ny akon'ny galeoka,

i Manga no nantsoina,
Ny ako no namaly,
Nefa izaho niantso,
Mba efa falifaly,

Ny antsoantsoko iny,
Tsy nisy mba nadré,
Ny hompa reny anefa,
Nampitodika mpandeha,

Ianao ry Manga,
Ry mangakeliko iny,
Tsy tadinao va re,
Ianao-niakarako fahiny?

Manga tena manga,
Ny endrikao ry Manga,
Fa mangana aho ry Manga,
Lay voakapokao omaly,

Anefa ankehitriny kosa,
Ataoko angamba tsisy tsiny,
Fa mamelà an'ahy ry Manga,
T@ ditrako fahiny,

Tsy hamerina itsony,
Ny fifohana rongony,
Ka ny saiko zao no tony,
Efa mba tsy any intsony,

Izaho anie tsy mamo intsony,
Fa efa kopy sady malina,
Satria tsy zakan'ny vavony,
Ilay migob's @ alina,

Izany fiovana izany,
No hitsenako anao ry Manga,
Izaho mivilana fandeha,
Mbola mamo be angamba,


Haja

18 January at 14:42

dim, à 16:45

Send to a friend

Comments

  • There are currently no comments for this post

Leave a Comment









 

Advertisements

Loading …
  • Server: web2.webjam.com
  • Total queries:
  • Serialization time: 344ms
  • Execution time: 359ms
  • XSLT time: $$$XSLT$$$ms